Maninona E

Dossier complet pour participer au concours qui vous donnera la possibilité de chanter avec Hanitra lors de son prochain concert en mai 2023 à Tamatave.

Utilisez le playback sans la voix pour enregistrer votre version et faites nous la parvenir par mail à hanitraranaivo@icloud.com

Vous pouvez aussi nous faire parvenir une version avec votre propre accompagnement.

Attention, respectez bien la tonalité originale de La Mineur

Raha te-handray anjara amin’ny fifaninanana ahafahana mihira miaraka amin’i Hanitra amin’ny fiseoany an-tsehatra izay hatao amin’ny volana may ho avy izao ao Toamasina ianao dia alefaso amn’ity adiresy ity : hanitraranaivo@icloud.com

Ireto zavatra manaraka ireto : Horonampeo andrenesana anao mikalo ny hiran’i Hanitra (esory ny feon’’i Hanitra dia soloy ny feonao miaraka amin’ny mozikany fotsiny ihany).

Afaka manome ny horonampeo-nao mihira miaraka amin’ny mozikanao koa ianao, fa tandremo tsara ny fanajana ny « tonalité originale », zay La Mineur.

Ce dossier comprend

Les paroles

La grille harmonique

Les positions d’accords pour la guitare

Le morceau complet

La piste d’accompagnement sans la voix

La voix sans l’accompagnement

Ny ho hita ao amin’ny fandraisanao anjara dia :

Ny horonampeo ny hiranao manontolo (feo sy mozika)

Ny horonampeo ny mozikan niarahanao nihira tsisy ny feonao.

Ny oronampeo ny feonao tsy miaraka amin’ny mozika.

Aza adino ny mampiaraka ireo horonampeo ireo :

Ny tononkira, Ny « grille harmonique », Ny « positions d’accords » n’ny gitara ampiasanao

Paroles

Grille harmonique

Les positions d’accords pour la guitare

Le morceau

La piste d’accompagnement sans la voix

La voix sans l’accompagnement