Titre disponible sur iTunes
Réalisation: Philippe Legorre
Assistants: Laura Bontemps et Alex Bouvier
Son et mixage: Rodolphe Gervais Studio du Faune
Line-up
Hanitra : chant
Pascal Bouterin : Batterie et percussions
Mikael Seznec : Basse
Jean Marc Bontemps : Guitare
AVIA (Paroles et Musique Hanitra Ranaivo)
ILAY MASOANDRO MODY MIANTSO ANAO HOE AVIA AVIA
NY ANDRO ARIVA MIANTSO ANAO HOE MODIA MODIA
NY TRANO HIHIDY MIANTSO ANAO HOE ATY ATY
FARANO NY DIHANAO AVIA RE MODIA
AVIA AVIA AVIA AVIA
NY VADY AO ANTRANO MIANTSO HOE AVIA AVIA
NY ZAZA TOMANY MIDONGY HOE MODIA MODIA
NY RAFOZAMBAVY NOANA MIKIAKA HOE ATY ATY
FARANO NY DIHANAO AVIA RE MODIA
MODIA MODIA MODIA MODIA
MIALA TSINY AMINAO AHO E NY VALIKO DIA TSIA DIA TSIA
IZAHO TSY TE HODY ANDROANY
FA MBOLA HANDEHA HANDIHY
HANDIHY HANDIHY HANDIHY
Au soleil couchant, tout m’appelle, la maison, le mari, les enfants, la belle-maman. Moi je n’ai qu’une envie… aller danser.
Rébellion de la femme au foyer.
During the sunset, everything’s calling me, home, husband, children, mother in law. But the only thing that I want is to… go dancing. Rebellion of the housewife.