Clip officiel du titre Tomany
TOMANY (Paroles et Musiques HANITRINIAINA RANAIVO)
Hanitra : Percussion and all vocals
TOMANY E
TOMANY IREO ALA FA RESIN NY ADALA
TOMANY TOMANY
TOMANY IREO HAZO TOLEFIKA LAVO
TOMANY
TOMANY
TOMANY IREO BIBY FA MATY VOAHIDY
TOMANY
TOMANY IREO VITSIKA RAVA NY TRANO TSY HAFAMIHETSIKA HIDIRAN ANGANO TOMANY IREO VORONA MAY NY ELATRA TSY HAFAMANIDINA KA INDRO SEPOTRA
TOMANY E
TOMANY NY RAY FA NOANA NY ANKIZY
TOMANY
TOMANY
MENATRA SY FAY LASA SAINA SY KIVY
TOMANY
TOMANY
TOMANY NY FILOHA MIODIDOHA NY VAHOAKA
TOMANY
TOMANY IREO MPONINA INDRO MANDEFITRA TSISY NY HO AVY KA LANY EVITRA MIALA AINA NY TANY FANANTENA LANY RITRA NY RANO MASO MANGANOANO
TOMANY E
ATSIMO MATY FA MOSARE